|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita paipaika
Singan-teny  2 tsy, 3 hita, 4 paipaika
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Ohatra  8  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Tovy hevitra  9 tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11